Matthew 25:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nony misasakalina dia nisy antso hoe: Iny ny mpampakatra! Mitsangàna mba hitsena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony nisasaka ny alina, dia nisy niantso mafy hoe: ‹Inty tamy ny mpampakatra, mandehana mitsena azy ianareo›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony mamatonalina, dia nisy niantso mafy hoe: «Intỳ tamy ny mpampakatra! Mandehana ianareo mitsena azy!»
Malagasy Bible 1865
Ary nony mamatonalina, dia nisy antso hoe: Indro ny mpampakatra! Mivoaha mba hitsena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nony misasakalina dia nisy antso hoe: Iny ny mpampakatra! Mitsangàna mba hitsena azy.
malagasy
Ary nony mamatonalina, dia nisy antso hoe: Indro ny mpampakatra! Mivoaha mba hitsena azy.