Matthew 25:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ireo virijiny rehetra ireo ka samy nanamboatra ny fanalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia niarina ireo virjiny rehetra ireo ka nanamboatra ny jirony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia samy niarina avokoa ireo tovovavy ary samy namboatra ny fanalany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ireo virijina ireo, ka samy namboatra ny fanalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ireo virijiny rehetra ireo ka samy nanamboatra ny fanalany.
malagasy
Dia nitsangana ireo virijina ireo, ka samy namboatra ny fanalany.[Na: fanilony]