Matthew 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny adala tamin’ny hendry: Mba omeo kely amin’ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny adala tamin’ny hendry: ‹Mba omeo kely amin’ny solikareo izahay, fa efa ho faty ny jironay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ireo adala tamin’ny hendry: «Mba omeo kely amin’ny solikareo izahay, fa efa ho faty ny fanalanay.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny adala tamin'ny hendry: Mba omeo kely amin'ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny adala tamin’ny hendry: Mba omeo kely amin’ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay.
malagasy
Dia hoy ny adala tamin'ny hendry: Mba omeo kely amin'ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay.[Na: fanilonay]