Matthew 25:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly azy ireo ny hendry hoe: Tsia, tsy ampy ho anay sy ho anareo ny anay, fa mandehana mankany amin’ny mpivarotra ka mividiana ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ndrao tsy ampy ho anay sy anareo, hoy ny navalin’ny hendry azy; fa aleo mankany amin’ny mpivarotra ianareo, ka mividiana ho anareo›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny hendry hoe: «Sao tsy ampy ho anay sy ho anareo; fa aleo mankany amin’ny mpivarotra ianareo mividy ho anareo.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny hendry namaly ka nanao hoe: Sao tsy ampy ho anay sy ho anareo, fa mandehana mankany amin'ny mpivarotra ianareo, ka mividiana ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly azy ireo ny hendry hoe: Tsia, tsy ampy ho anay sy ho anareo ny anay, fa mandehana mankany amin’ny mpivarotra ka mividiana ho anareo.
malagasy
Fa ny hendry namaly ka nanao hoe: Sao tsy ampy ho anay sy ho anareo, fa mandehana mankany amin'ny mpivarotra ianareo, ka mividiana ho anareo.