Matthew 26:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitan’i Jesosy izany teny rehetra izany dia nilaza tamin’ny mpianany Izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa tapi-niteny izany rehetra i Jesoa, dia nilaza tamin’ny mpianany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’i Jesoa avokoa ireo fampianarana ireo, dia izao no teniny tamin’ny mpianany:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitan'i Jesosy izany teny rehetra izany, dia nilaza tamin'ny mpianany hoe Izy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitan’i Jesosy izany teny rehetra izany dia nilaza tamin’ny mpianany Izy hoe:
malagasy
Ary rehefa vitan'i Jesosy izany teny rehetra izany, dia nilaza tamin'ny mpianany hoe Izy: