Matthew 26:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatr’i Jesosy izay nataon’ireo ka hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no manao izay mampalahelo io vehivavy io? Fa asa soa no nataony tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahalala izany i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Nahoana ianareo no manao ny mampalahelo an-dravehivavy io? Asa soa izay vao nataony tamiko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsikaritr’i Jesoa izany ka hoy Izy tamin’ny mpianany: –Nahoana no anaovanareo izay mampalahelo an-dravehivavy? Eny, asa soa iny nataony tamiko iny.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'i Jesosy izay nataon'ireo, ka dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mampalahelo an-dravehivavy? fa asa soa no nataony tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatr’i Jesosy izay nataon’ireo ka hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no manao izay mampalahelo io vehivavy io? Fa asa soa no nataony tamiko.
malagasy
Ary fantatr'i Jesosy izay nataon'ireo, ka dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mampalahelo an-dravehivavy? fa asa soa no nataony tamiko.