Matthew 26:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria ny mahantra dia eto aminareo mandrakariva fa Izaho tsy mba ho eto aminareo mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mahantra moa dia hisy eto aminareo mandrakariva, fa Izaho kosa tsy ho eto aminareo mandrakariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mahantra dia misy eto aminareo mandrakariva; fa Izaho kosa tsy mba eto aminareo mandrakariva.
Malagasy Bible 1865
Fa ny malahelo dia eto aminareo mandrakariva, fa Izaho tsy mba ho eto aminareo mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria ny mahantra dia eto aminareo mandrakariva fa Izaho tsy mba ho eto aminareo mandrakariva.
malagasy
Fa ny malahelo dia eto aminareo mandrakariva, fa Izaho tsy mba ho eto aminareo mandrakariva.