Matthew 26:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandraraka io menaka manitra io tamin’ny tenako izy, fa ny hanamboarany Ahy halevina no nanaovany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nampidina izany zava-manitra izany tamiko, dia ny mba handevenana Ahy no nanaovany an’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naidin’ity vehivavy ity tamin’ny tenako iny ilomanitra iny, ary mba hamboarany Ahy halevina no nanaovany an’izany dieny mialoha.
Malagasy Bible 1865
Fa izy no nampidina izany menaka manitra izany tamin'ny tenako, dia ny hamboatra Ahy halevina no nanaovany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandraraka io menaka manitra io tamin’ny tenako izy, fa ny hanamboarany Ahy halevina no nanaovany izany.
malagasy
Fa izy no nampidina izany menaka manitra izany tamin'ny tenako, dia ny hamboatra Ahy halevina no nanaovany izany.