Matthew 26:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza eto amin’izao tontolo izao no itoriana ity Filazantsara ity dia hotantaraina koa izay nataon’ity vehivavy ity mba ho fahatsiarovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina aminareo fa na aiza na aiza hitoriana ity Evanjely ity amin’izao tontolo izao, dia holazaina koa ny nataon-dravehivavy ho fankalazana azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa na aiza na aiza eran’izao tontolo izao hanambaràna ity Vaovao Mahafaly ity dia holazaina koa izao nataon’ity vehivavy ity izao mba ho fahatsiarovana azy.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin'izao tontolo izao no hitoriana ity filazantsara ity, dia holazaina koa izay nataon-dravehivavy mba ho fahatsiarovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza eto amin’izao tontolo izao no itoriana ity Filazantsara ity dia hotantaraina koa izay nataon’ity vehivavy ity mba ho fahatsiarovana azy.
malagasy
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin'izao tontolo izao no hitoriana ity filazantsara ity, dia holazaina koa izay nataon-dravehivavy mba ho fahatsiarovana azy.