Matthew 26:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray tamin’ny roa amby folo lahy, izay antsoina hoe Jodasy iskariota, dia nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay ny anankiray tamin’ny roa ambin’ny folo lahy atao hoe Jodasy IsKariota nankany amin’ny lohandohan’ny mpisorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny anankiray tamin’ny mpianatra 12 lahy, ilay atao hoe Jodasy Iskariôta, dia nankany amin’ny lohandoha-mpisorona
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, atao hoe Jodasy Iskariota, dia nankao amin'ny lohan'ny mpisorona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray tamin’ny roa amby folo lahy, izay antsoina hoe Jodasy iskariota, dia nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, atao hoe Jodasy Iskariota, dia nankao amin'ny lohan'ny mpisorona