Matthew 26:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Homenareo ohatrinona aho hanolorako Azy aminareo? Ary izy ireo nandanja sekela volafotsy telopolo homena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao taminy hoe: «Homenareo hoatrinona aho, dia hatolotro anareo Izy?» Dia nanisa farantsa kely telopolo ho azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao taminy hoe: –Homenareo hoatrinona aho hanolorako anareo an’i Jesoa? Dia nanisa sekela volafotsy telopolo homena an’i Jodasy ry zareo.
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Homenareo hoatrinona aho hanolorako Azy aminareo? Ary izy nandanja sekely volafotsy telo-polo homena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Homenareo ohatrinona aho hanolorako Azy aminareo? Ary izy ireo nandanja sekela volafotsy telopolo homena azy.
malagasy
ka nanao hoe: Homenareo hoatrinona aho hanolorako Azy aminareo? Ary izy nandanja sekely volafotsy telo-polo homena azy.