Matthew 26:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpianatra dia nanatanteraka izay toromarika nomen’i Jesosy ka nanomana ny Paska.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao araka izay nasain’i Jesoa nataony ny mpianatra ka namboatra ny Paka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao araka izany nasain’i Jesoa nataony izany ireo mpianatra, ka nanomana ny sakafo Paska.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain'i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpianatra dia nanatanteraka izay toromarika nomen’i Jesosy ka nanomana ny Paska.
malagasy
Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain'i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska.