Matthew 26:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrareo fa raha afaka indroa andro dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak’Olona dia hatolotra hohomboana amin’ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fantatrareo fa raha afaka indroa andro dia tonga ny Paka, ary ny Zanak’olona hatolotra hofantsihana amin’ny Hazofijaliana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Fantatrareo fa indroa andro sisa tsy hahatongavan’ny fankalazana ny Paska; ary ny Zanak’olona dia hatolotra hohomboana amin’ny hazofijaliana.
Malagasy Bible 1865
Fantatrareo fa raha afaka indroa andro, dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak'olona dia hatolotra hohomboana amin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrareo fa raha afaka indroa andro dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak’Olona* dia hatolotra hohomboana amin’ny hazofijaliana.
malagasy
Fantatrareo fa raha afaka indroa andro, dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak'olona dia hatolotra hohomboana amin'ny hazo fijaliana.