Matthew 26:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony hariva ny andro dia nipetraka hisakafo Izy mbamin’ny mpianatra roa amby folo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ny mpianany roa ambin’ny folo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva ny andro, dia nipetraka hihinana i Jesoa mbamin’ny 12 lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin'ny mpianatra roa ambin'ny folo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony hariva ny andro dia nipetraka hisakafo Izy mbamin’ny mpianatra roa amby folo lahy.
malagasy
Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin'ny mpianatra roa ambin'ny folo lahy.[Na: (mbamin'ny roa ambin'ny folo lahy)]