Matthew 26:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola nihinana izy ireo dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa, fa ny iray aminareo no hamadika Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo am-pihinanana dia hoy Izy: «Lazaiko marina aminareo fa ny anankiray aminareo hamadika Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha teo am-pisakafoana izy rehetra, dia hoy i Jesoa: –Lazaiko marina aminareo fa hanolotra Ahy ny anankiray aminareo!
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny anankiray aminareo hamadika Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola nihinana izy ireo dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa, fa ny iray aminareo no hamadika Ahy.
malagasy
Ary raha mbola nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny anankiray aminareo hamadika Ahy.