Matthew 26:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalahelo mafy izy ireo ka samy nanontany Azy ny tsirairay hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalahelo mafy izy ireo ka samy nanontany hoe: «Moa izaho va izany, Tompoko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo mafy ireto mpianatra, ka samy niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy izaho manko izany, Tompoko!
Malagasy Bible 1865
Dia nalahelo indrindra izy rehetra, ka samy nanontany Azy hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalahelo mafy izy ireo ka samy nanontany Azy ny tsirairay hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?
malagasy
Dia nalahelo indrindra izy rehetra, ka samy nanontany Azy hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?