Matthew 26:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy namaly hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tanany Tamiko tao anatin’ny lovia, izy no hamadika Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly Izy ka nanao hoe: «Izay niara-nanatsoboka ny tanany tamiko tao an-dovia, izy no hamadika Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa: –Ilay niara-nanatsoboka mofo tamiko tao anaty lovia, izy no hanolotra Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy namaly ka nanao hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tànany tamiko tao anatin'ny lovia, izy no hamadika Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy namaly hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tanany Tamiko tao anatin’ny lovia, izy no hamadika Ahy.
malagasy
Ary Izy namaly ka nanao hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tànany tamiko tao anatin'ny lovia, izy no hamadika Ahy.