Matthew 26:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Zanak’Olona dia mandeha tokoa araka izay voasoratra momba Azy, nefa lozan’izay olona hahatonga ny Zanak’Olona ho voatolotra! Tsara ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Zanak’olona dia mandeha araka ny nanoratana Azy, kanefa mila loza izay olona hamadika ny Zanak’olona! tsara ho azy ny tsy teraka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Zanak’olona dia efa akaikin’ny ho faty, araka ny voalazan’ny Soratra Masina momba Azy, kanefa mampalahelo ilay olona hanolotra ny Zanak’olona! Tsara raha tsy ary izany olona izany!
Malagasy Bible 1865
Ny Zanak'olona dia mandeha tokoa araka izay nanoratana Azy, nefa lozan'izay olona hahazoana ny Zanak'olona hatolotra! tsara ho an'izany olona izany raha tsy ary akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Zanak’Olona* dia mandeha tokoa araka izay voasoratra momba Azy, nefa lozan’izay olona hahatonga ny Zanak’Olona ho voatolotra! Tsara ho an’izany olona izany raha tsy teraka akory izy.
malagasy
Ny Zanak'olona dia mandeha tokoa araka izay nanoratana Azy, nefa lozan'izay olona hahazoana ny Zanak'olona hatolotra! tsara ho an'izany olona izany raha tsy ary akory.