Matthew 26:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jodasy ilay hanolotra Azy: Izaho va izany, Raby ô? Dia hoy Izy taminy: Voalazanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mba niteny i Jodasy ilay hamadika Azy nanao hoe: «Raby, moa izaho va izany?» ka novaliany hoe: «Voalazanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mba niteny koa i Jodasy, ilay efa hanolotra an’i Jesoa, ary nanao hoe: –Tsy izaho izany, ry Mpampianatra! Dia hoy i Jesoa taminy: –Anao izany teny izany!
Malagasy Bible 1865
Ary Jodasy, izay namadika Azy, dia namaly ka nanao hoe: Izaho va izany, Raby ô? Dia hoy Izy taminy: Voalazanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jodasy ilay hanolotra Azy: Izaho va izany, Raby ô? Dia hoy Izy taminy: Voalazanao.
malagasy
Ary Jodasy, izay namadika Azy, dia namaly ka nanao hoe: Izaho va izany, Raby ô? Dia hoy Izy taminy: Voalazanao.