Matthew 26:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandray ny kapoaka Izy, koa rehefa nisaotra Izy, dia natolony azy ka nataony hoe: Misotroa amin’ity ianareo rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia nandray ny kalisy Izy, ary rehefa nanao fisaorana dia nomeny azy ireo nataony hoe: «Isotroinareo rehetra ity;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nandray kalisy i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany, dia nomeny ny mpianany ka nataony hoe: –Isotroinareo rehetra
Malagasy Bible 1865
Ary nandray kapoaka Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy ka nataony hoe: Sotroinareo rehetra ity;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandray ny kapoaka Izy, koa rehefa nisaotra Izy, dia natolony azy ka nataony hoe: Misotroa amin’ity ianareo rehetra;
malagasy
Ary nandray kapoaka Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy ka nataony hoe: Sotroinareo rehetra ity;[ Na: (ny kapoaka)]