Matthew 26:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ity no rako, dia ny amin’ny fanekena vaovao izay alatsaka ho an’ny maro ho famelan-keloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Rako, dia ny Ran’ny fanekena vaovao izay halatsaka ho an’ny maro ho famelan-keloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny rako ity, dia ilay ra anorenan’Andriamanitra ny fanekempihavanany sady alatsaka ho an’ny besinimaro ho famelan-keloka.
Malagasy Bible 1865
fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ity no rako, dia ny amin’ny fanekena vaovao izay alatsaka ho an’ny maro ho famelan-keloka.
malagasy
fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.[Na: (ny fanekena vaovao)]