Matthew 26:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazaiko aminareo fa manomboka izao dia tsy mba hisotro itony vokatry ny voaloboka itony intsony Aho mandra-piavin’ny andro hiarahako misotro izay vaovao aminareo any amin’ny fanjakan’ny Raiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko aminareo, fa tsy hisotro amin’itony vokatry ny foto-boaloboka itony intsony Aho, ambara-piavin’izay andro hiarahako misotro aminareo ny vaovao indray, any amin’ny fanjakan’ny Raiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko aminareo fa tsy hisotro divay intsony aho mandra-pahatongan’ilay andro hisotroako ny divay vaovao miaraka aminareo any amin’ny Fanjakan’ny Raiko.
Malagasy Bible 1865
Ary lazaiko aminareo fa hatramin'izao dia tsy mba hisotro itony vokatry ny voaloboka itony intsony Aho mandra-pihavin'ny andro hiarahako misotro izay vaovao aminareo any amin'ny fanjakan'ny Raiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazaiko aminareo fa manomboka izao dia tsy mba hisotro itony vokatry ny voaloboka itony intsony Aho mandra-piavin’ny andro hiarahako misotro izay vaovao aminareo any amin’ny fanjakan’ny Raiko.
malagasy
Ary lazaiko aminareo fa hatramin'izao dia tsy mba hisotro itony vokatry ny voaloboka itony intsony Aho mandra-pihavin'ny andro hiarahako misotro izay vaovao aminareo any amin'ny fanjakan'ny Raiko.