Matthew 26:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona dia nivory tao amin’ny lapan’ny Mpisoronabe antsoina hoe Kaiafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nivory tao an-tranon’ny lehiben’ny mpisorona atao hoe Kaifa ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ireo lohandoha-mpisorona sy ireo loholon ’ny vahoaka jiosy dia nivory tao amin’ny lapan’ny mpisorombe atao hoe Kaiafa.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia nivory ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona tao an-kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe atao hoe Kaiafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona dia nivory tao amin’ny lapan’ny Mpisoronabe antsoina hoe Kaiafa.
malagasy
Ary tamin'izany dia nivory ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona tao an-kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe atao hoe Kaiafa.