Matthew 26:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nihira fiderana izy ireo dia lasa nankany an-tendrombohitra Oliva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nanao hira fisaorana izy ireo, dia lasa nankany amin’ny tendrombohitry ny Oliva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa avy nihira ny salamo fiderana i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia lasa nankany amin’ny tendrombohitra Analanôliva.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany amin'ny tendrombohitra Oliva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nihira fiderana izy ireo dia lasa nankany an-tendrombohitra Oliva.
malagasy
Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany amin'ny tendrombohitra Oliva.