Matthew 26:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany dia hoy Jesosy taminy: Ianareo rehetra dia ho tafintohina noho ny Amiko anio alina; fa voasoratra hoe: «Hamely ny mpiandry Aho dia hihahaka ny ondry andrasana» (Zak 13.7).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Ho tafintohina noho ny amiko ianareo rehetra anio alina, fa efa voasoratra hoe: ‹Hokapohiko ny mpiandry, dia hihahaka ny ondry andrasana›;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Anio alina dia handao Ahy avokoa ianareo, satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny ondry andrasana.»
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia hoy Jesosy taminy: Hianareo rehetra dia ho tafintohina noho ny amiko anio alina; fa voasoratra hoe: Hamely ny mpiandry Aho, dia hihahaka ny ondry andrasana (Zak. 13. 7).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany dia hoy Jesosy taminy: Ianareo rehetra dia ho tafintohina noho ny Amiko anio alina; fa voasoratra hoe: «Hamely ny mpiandry Aho dia hihahaka ny ondry andrasana» (Zak 13.7).
malagasy
Ary tamin'izany dia hoy Jesosy taminy: Hianareo rehetra dia ho tafintohina noho ny amiko anio alina; fa voasoratra hoe: Hamely ny mpiandry Aho, dia hihahaka ny ondry andrasana (Zak. 13. 7).