Matthew 26:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Petera Taminy: Na dia ho tafintohina noho ny Aminao aza ny olona rehetra, izaho dia tsy mba ho tafintohina na oviana na oviana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Piera namaly hoe: «Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza izy rehetra, izaho tsy ho tafintohina na oviana na oviana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Petera ka nanao tamin’i Jesoa hoe: –Na dia handao Anao avokoa aza ny olona rehetra, izaho kosa tsy mba handao Anao na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Fa Petera namaly ka nanao taminy hoe: Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Petera Taminy: Na dia ho tafintohina noho ny Aminao aza ny olona rehetra, izaho dia tsy mba ho tafintohina na oviana na oviana.
malagasy
Fa Petera namaly ka nanao taminy hoe: Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina mandrakizay.