Matthew 26:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Petera taminy: Na dia hiara-maty aminao aza aho dia tsy mba handa Anao mihitsy. Ary toy izany koa no nolazain’ny mpianatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Piera taminy: «Na dia hiara-maty aminao aza aho, dia tsy handà Anao.» Dia nilaza toy izany koa ny mpianatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary novalian’i Petera hoe: –Na dia hovonoina miaraka aminao aza aho, dia tsy handà Anao na oviana na oviana. Ary dia samy nilaza toy izany koa ny mpianatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Hoy Petera taminy: Na dia hiara-maty aminao aza aho, tsy mba handà Anao tokoa aho. Ary toy izany koa no nolazain'ny mpianatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Petera taminy: Na dia hiara-maty aminao aza aho dia tsy mba handa Anao mihitsy. Ary toy izany koa no nolazain’ny mpianatra rehetra.
malagasy
Hoy Petera taminy: Na dia hiara-maty aminao aza aho, tsy mba handà Anao tokoa aho. Ary toy izany koa no nolazain'ny mpianatra rehetra.