Matthew 26:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy mbamin’ny mpianany dia tonga tao amin’ny saha iray antsoina hoe Getsemane, ary hoy Izy tamin’ny mpianany: Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Jesoa sy ny mpianany dia tonga tao amin’ny saha anankiray atao hoe Getsemanỳ, ary hoy Izy tamin’ny mpianany; «Mipetraha eto ianareo, raha mbola mankany hivavaka Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jesoa mbamin’ireo mpianany dia tonga tao amin’ny saha anankiray atao hoe Getsemane; ka hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Mipetraha eto ianareo, fa mbola hankeroa hivavaka Aho!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy mbamin'ny mpianany dia tonga tao amin'ny saha anankiray atao hoe Getsemane, ary hoy Izy tamin'ny mpianany: Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy mbamin’ny mpianany dia tonga tao amin’ny saha iray antsoina hoe Getsemane, ary hoy Izy tamin’ny mpianany: Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho.
malagasy
Ary Jesosy mbamin'ny mpianany dia tonga tao amin'ny saha anankiray atao hoe Getsemane, ary hoy Izy tamin'ny mpianany: Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho.