Matthew 26:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra an’i Petera mbamin’izy roa lahy zanak’i Zebedio Izy, sady nalahelo am-po sy ory indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitondra an’i Piera sy izy roalahy zanak’i Zebede hiaraka aminy Izy, dia nanomboka nozoin’alahelo sy fahoriana mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’i Jesoa niaraka taminy kosa i Petera mbamin’izy roa lahy zanak’i Zebedeo. Dia nanomboka nozoim-pahoriana sy feno tebiteby fatratra i Jesoa,
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra an'i Petera mbamin'izy roa lahy zanak'i Zebedio Izy, dia nalahelo am-po sy ory indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra an’i Petera mbamin’izy roa lahy zanak’i Zebedio Izy, sady nalahelo am-po sy ory indrindra.
malagasy
Ary nitondra an'i Petera mbamin'izy roa lahy zanak'i Zebedio Izy, dia nalahelo am-po sy ory indrindra.