Matthew 26:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy tamin’izy roa lahy: Fadiranovana loatra toy ny efa ho faty ny fanahiko; mitoera eto ka miaraha miari-tory Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy Izy tamin’ireo: «Ory ny fanahiko ka hila hahafaty Ahy; mijanòna eto ka miaraha miari-tory amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia niteny tamin’izy telo lahy hoe: –Ory dia ory ny fanahiko, ka hila hahafaty Ahy. Mijanòna eto ianareo ary miaraha miari-tory amiko!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko, toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miaraha miari-tory amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy tamin’izy roa lahy: Fadiranovana loatra toy ny efa ho faty ny fanahiko; mitoera eto ka miaraha miari-tory Amiko.
malagasy
Dia hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko, toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miaraha miari-tory amiko.