Matthew 26:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nandroso kelikely Izy dia niankohoka ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha azo atao dia aoka hesorina Amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko no hatao fa ny Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nandroso kely Izy, dia nihohoka tamin’ny tany ka nivavaka nanao hoe: «Raiko, raha azo atao, aoka hoesorina amiko ity kapoaka ity, kanefa aoka tsy ny sitrapoko anie no ho tanteraka, fa ny Anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandroso kely i Jesoa, ary niankohoka tamin’ny tany ka nivavaka hoe: –Raiko ô, raha azo atao, esory lavitra Ahy izao fijaliana izao; kanefa tsy hoe araka izay sitrapoko, fa araka izay sitraponao!
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha azo atao, dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nandroso kelikely Izy dia niankohoka ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha azo atao dia aoka hesorina Amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko no hatao fa ny Anao.
malagasy
Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha azo atao, dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.