Matthew 26:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niara-nihevitra ny hisambotra an’i Jesosy amin’ny fitaka izy ireo ka hamono Azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary niara-nioko hisambotra an’i Jesoa am-pitaka, sy hamono Azy izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niara-nioko izy rehetra hisambotra an’i Jesoa am-pitaka sy hamono Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary niara-nihevitra izy hisambotra an'i Jesosy amin'ny fitaka ka hamono Azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niara-nihevitra ny hisambotra an’i Jesosy amin’ny fitaka izy ireo ka hamono Azy;
malagasy
Ary niara-nihevitra izy hisambotra an'i Jesosy amin'ny fitaka ka hamono Azy;