Matthew 26:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankeo amin’ny mpianatra Izy avy eo ka nahita azy ireo matory; dia hoy Izy tamin’i Petera: Hay tsy mahazaka ny miara-miari-tory Amiko na dia ora iray ihany aza ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankeo amin’ny mpianany Izy, ka hitany fa natory ireo, dia hoy Izy tamin’i Piera: «Hay ianareo tsy nahazaka ny miara-miari-tory amiko ora iray akory?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina nankeo amin’ny mpianany telo lahy i Jesoa ary nahita azy natory; ka hoy Izy tamin’i Petera: –Hay tsy nahari-tory miaraka amiko adiny iray akory ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary nankeo amin'ny mpianatra Izy ka nahita azy matory, dia hoy Izy tamin'i Petera: Hay! tsy mahazaka ny miara-miari-tory amiko na dia ora iray ihany aza ianareo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankeo amin’ny mpianatra Izy avy eo ka nahita azy ireo matory; dia hoy Izy tamin’i Petera: Hay tsy mahazaka ny miara-miari-tory Amiko na dia ora iray ihany aza ianareo!
malagasy
Ary nankeo amin'ny mpianatra Izy ka nahita azy matory, dia hoy Izy tamin'i Petera: Hay! tsy mahazaka ny miara-miari-tory amiko na dia ora iray ihany aza ianareo!