Matthew 26:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony niverina indray Izy dia nahita azy ireo matory; fa efa nilondolondo ny masony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niverina Izy ka nahita azy natory, fa efa navesatra ny masony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niverina nankeo amin’izy telo lahy indray i Jesoa, dia mbola nahita azy natory; fa efa navesatra ny masony.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga Izy, dia nahita azy matory indray; fa efa nilondolondo ny masony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony niverina indray Izy dia nahita azy ireo matory; fa efa nilondolondo ny masony.
malagasy
Ary nony tonga Izy, dia nahita azy matory indray; fa efa nilondolondo ny masony.