Matthew 26:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandao azy ireo Izy ka lasa indray nivavaka fanintelony, ary ilay teniny teo ihany no naveriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nilaozany ireo ka nandeha indray Izy nivavaka fanintelony, ary ny teniny teo no naveriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandao azy telo lahy i Jesoa ary nihataka indray; dia nivavaka fanintelony ka ny teniny teo ihany no nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandao azy Izy ka lasa indray, dia nivavaka fanintelony ka nanao izany teny izany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandao azy ireo Izy ka lasa indray nivavaka fanintelony, ary ilay teniny teo ihany no naveriny.
malagasy
Ary rehefa nandao azy Izy ka lasa indray, dia nivavaka fanintelony ka nanao izany teny izany ihany.