Matthew 26:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay nanolotra Azy nanome famantarana ny olona ka niteny hoe: Izay horohako no Izy ka sambory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nomen’ilay mpamadika famantarana toy izao izy ireo: «Izay horohako no Izy, ka sambory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay hanolotra an’i Jesoa dia efa nanome famantarana azy ireo toy izao: «Izay horohako no Izy, ka sambory.»
Malagasy Bible 1865
Ary ilay namadika Azy nanome famantarana ny olona ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay nanolotra Azy nanome famantarana ny olona ka niteny hoe: Izay horohako no Izy ka sambory.
malagasy
Ary ilay namadika Azy nanome famantarana ny olona ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy.