Matthew 26:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia nanatona an’i Jesosy izy ka niteny hoe: Finaritra, Raby! Dia norohany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niaraka tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa izy ka nanao hoe: «Arahaba, Raby» dia nanoroka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanatona an’i Jesoa avy hatrany i Jodasy, ka nanao taminy hoe: –Mpampianatra ô, ho ao aminao anie ny fiadanana! Dia nanoroka Azy i Jodasy.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nanatona an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Finaritra, Raby! dia nanoroka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia nanatona an’i Jesosy izy ka niteny hoe: Finaritra, Raby! Dia norohany izy.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nanatona an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Finaritra, Raby! dia nanoroka Azy.