Matthew 26:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa hoy izy: Tsy amin’ny andro firavoravoana, fandrao hisy tabataba eo amin’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«kanefa aoka tsy ho amin’ny andro fety, hoy izy ireo, fandrao mitabataba ny vahoaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hoy ry zareo hoe: –Aoka tsy ho amin’ny andro fankalazana, mba tsy hampitabataba ny vahoaka!
Malagasy Bible 1865
kanefa hoy izy: Tsy amin'ny andro firavoravoana, fandrao hisy tabataba amin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa hoy izy: Tsy amin’ny andro firavoravoana, fandrao hisy tabataba eo amin’ny vahoaka.
malagasy
kanefa hoy izy: Tsy amin'ny andro firavoravoana, fandrao hisy tabataba amin'ny olona.