Matthew 26:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Ry sakaiza, ataovy izay nahatongavanao eto. Dia nanatona ny olona ka nisambotra an’i Jesosy ary nitana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa: «Ry sakaiza, haninona atỳ ianao?» Tamin’izay dia nanatona ny sasany ka nisambotra an’i Jesoa sy nihazona Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa kosa niteny hoe: –Ry sakaiza, izany ve no alehanao eto? Tamin’izay dia nohatonin’ireo iraka i Jesoa, ary nohazoniny sady nosamboriny.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto. Dia nanatona ny olona ka nisambotra an'i Jesosy ary nitana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Ry sakaiza, ataovy izay nahatongavanao eto. Dia nanatona ny olona ka nisambotra an’i Jesosy ary nitana Azy.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto. Dia nanatona ny olona ka nisambotra an'i Jesosy ary nitana Azy.[Na: haninona eto ianao?]