Matthew 26:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, ny iray tamin’ireo izay niaraka tamin’i Jesosy dia nanatsotra ny tanany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro ny anankiray amin’izay teo amin’i Jesoa nandray ny sabany, dia namely ny mpanompon’ny lehiben’ny mpisorona ka nahafaka ny sofiny anila.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro kosa ny anankiray tamin’ireo nomba an’i Jesoa fa naninjitra tanana ka nanatsoaka sabatra, ary namely ny mpanompon’ny mpisorombe ka nahafaka ny sofiny.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, ny anankiray tamin'izay nomba an'i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, ny iray tamin’ireo izay niaraka tamin’i Jesosy dia nanatsotra ny tanany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapoka ny mpanompon’ny Mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny.
malagasy
Ary, indro, ny anankiray tamin'izay nomba an'i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny.