Matthew 26:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy: Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra dia ho fatin’ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao, fa izay rehetra hamely amin’ny sabatra dia ho fatin’ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia hoy i Jesoa tamin’io mpianany io: –Avereno amin’ny toerany ny sabatrao, fa izay rehetra mamely amin’ny sabatra dia ho fatin’ny sabatra.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Ampidiro amin'ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra no hovonoina amin'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy: Ampidiro amin’ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra dia ho fatin’ny sabatra.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Ampidiro amin'ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra no hovonoina amin'ny sabatra.