Matthew 26:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Heverinao va fa tsy azoko atao ny mangataka amin’ny Raiko dia haniraka anjely maherin’ny roa amby folo legiona ho atỳ Amiko Izy eo no eo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ataonao fa tsy mahazo mangataka amin’ny Raiko Aho, ka haniraka Anjely tsy omby lejiona roa ambin’ny folo Izy ho eto amiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heverinao ve fa tsy azoko atao ny mangataka amin’ny Raiko, ary ankehitriny izao ihany Aho dia handefasany anjely marobe mihoatra noho ny andian-tafika 12?
Malagasy Bible 1865
Ary ataonao va fa tsy mahazo mangataka amin'ny Raiko Aho, dia haniraka anjely tsy omby roa ambin'ny folo legiona ho etỳ amiko Izy ankehitriny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Heverinao va fa tsy azoko atao ny mangataka amin’ny Raiko dia haniraka anjely maherin’ny roa amby folo legiona ho atỳ Amiko Izy eo no eo?
malagasy
Ary ataonao va fa tsy mahazo mangataka amin'ny Raiko Aho, dia haniraka anjely tsy omby roa ambin'ny folo legiona ho etỳ amiko Izy ankehitriny?