Matthew 26:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha izany anefa, hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hatao ahoana àry no hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha izany, ahoana no hahatanterahan’ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?
Malagasy Bible 1865
Raha izany, dia hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masina, izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha izany anefa, hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izao?
malagasy
Raha izany, dia hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masina, izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izany?