Matthew 26:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa moa izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay voasoratry ny mpaminany. Tamin’izany tokoa dia nandao Azy ny mpianatra rehetra ka nandositra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tonga izany rehetra izany mba ho tanteraka izay efa voasoratry ny Mpaminany.» Ary tamin’izay dia nandao Azy ny mpianatra rehetra ka nandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tonga kosa izany rehetra izany mba hahatanterahan’izay voalazan’ireo mpaminani n’Andriamanitra ao amin’ny Soratra Masina. Tamin’izay dia nandao an’i Jesoa ny mpianatra rehetra ka nandositra.
Malagasy Bible 1865
Fa izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay voasoratry ny mpaminany. Ary tamin'izany dia nandao Azy ny mpianatra rehetra ka nandositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa moa izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay voasoratry ny mpaminany. Tamin’izany tokoa dia nandao Azy ny mpianatra rehetra ka nandositra.
malagasy
Fa izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay voasoratry ny mpaminany. Ary tamin'izany dia nandao Azy ny mpianatra rehetra ka nandositra.