Matthew 26:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo izay nisambotra an’i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin’i Kaiafa mpisoronabe, tao amin’izay nivorian’ny mpanoradalàna sy ny loholona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay nisambotra an’i Jesoa dia nitondra Azy tany amin’i Kaifa lehiben’ny mpisorona, izay nivorian’ny mpanora-dalàna sy ny loholona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay efa nisambotra an’i Jesoa dia nitondra Azy ho any an-tranon’i Kaiafa mpisorombe, izay nivorian’ny mpahay lalàna sy ny loholona rahateo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay efa nisambotra an'i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin'i Kaiafa mpisoronabe, izay nivorian'ny mpanora-dalàna sy ny loholona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo izay nisambotra an’i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin’i Kaiafa mpisoronabe*, tao amin’izay nivorian’ny mpanoradalàna* sy ny loholona.
malagasy
Ary izay efa nisambotra an'i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin'i Kaiafa mpisoronabe, izay nivorian'ny mpanora-dalàna sy ny loholona.