Matthew 26:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Petera dia nanaraka Azy teny lavidavitra teny hatrany amin’ny lapan’ny Mpisoronabe; dia niditra izy ka niara-nipetraka tamin’ireo mpiandry raharaha mba hahita izay ho farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka Azy teny lavidavitra teny i Piera, hatrany an-tokotanin’ny lehiben’ny mpisorona. Niditra tao izy dia niara-nipetraka teo amin’ny mpiandry raharaha mba hahita izay farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Petera kosa nanaraka an’i Jesoa teny lavidavitra teny mandra-pahatonga tao an-tokotanin’ny tranon’ny mpisorombe. Dia niditra tao an-tokotany i Petera ary niara-nipetraka tamin’ny mpiandry raharaha teo mba hahita izay fiafaran-javatra.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin'ny kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe; ary niditra izy, dia niara-nipetraka tao amin'ny mpiandry raharaha mba hahita izay hiafarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Petera dia nanaraka Azy teny lavidavitra teny hatrany amin’ny lapan’ny Mpisoronabe; dia niditra izy ka niara-nipetraka tamin’ireo mpiandry raharaha mba hahita izay ho farany.
malagasy
Ary Petera nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin'ny kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe; ary niditra izy, dia niara-nipetraka tao amin'ny mpiandry raharaha mba hahita izay hiafarany.