Matthew 26:59 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona mbamin’ny Sinedriona rehetra dia nitady teny hoentiny miampanga lainga an’i Jesosy mba hamonoany Azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona rehetra dia nitady izay hiampangana lainga an’i Jesoa hamonoana Azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nokarohin’ireo lohandoha-mpisorona sy ireo rehetra anisan’ny Fitsarana ambony teo amin’ny Jiosy izay mety hiampangana an’i Jesoa, na dia amin’ny lainga aza, mba hanamelohana Azy ho faty;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny Synedriona rehetra nitady teny ho entiny hiampanga lainga an'i Jesosy mba hamonoany Azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona mbamin’ny Sinedriona* rehetra dia nitady teny hoentiny miampanga lainga an’i Jesosy mba hamonoany Azy;
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny Synedriona rehetra nitady teny ho entiny hiampanga lainga an'i Jesosy mba hamonoany Azy;