Matthew 26:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony tany Betania, tao an-tranon’i Simona boka, Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tany Betania i Jesoa, tao an-tranon’i Simôna boka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Betania i Jesoa tamin’izay ary tao an-tranon’i Simôna mpivaro-bakoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon'i Simona boka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony tany Betania, tao an-tranon’i Simona boka, Jesosy,
malagasy
Ary nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon'i Simona boka,