Matthew 26:60 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy nahita izy ireo, na dia maro aza ny vavolombelona mandainga tonga teo. Ary nony farany dia nisy roa lahy tonga teo, izay niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy nahita izy na dia betsaka aza ny vavolombelona mandainga tonga teo. Nony farany, dia nisy roa tonga,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tsy nahita ry zareo na dia tonga maro teo aza ny mpiampanga lainga an’i Jesoa. Nony farany, dia nisy olona roa lahy tonga teo
Malagasy Bible 1865
fa tsy nahita izy, na dia maro aza ny vavolombelona mandainga tonga teo. Ary nony farany dia nisy roa lahy tonga teo, izay nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy nahita izy ireo, na dia maro aza ny vavolombelona mandainga tonga teo. Ary nony farany dia nisy roa lahy tonga teo, izay niteny hoe:
malagasy
fa tsy nahita izy, na dia maro aza ny vavolombelona mandainga tonga teo. Ary nony farany dia nisy roa lahy tonga teo, izay nanao hoe: