Matthew 26:61 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilehity dia nilaza hoe: Mahay mandrava ny tempolin’Andriamanitra Aho sy manangana azy ao anatin’ny hateloana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Ilay io nilaza hoe: Mahay mandrava ny Tempolin’Andriamanitra Aho, ary mahay manangana azy amin’ny hateloana indray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao hoe: –Izao no voalazan’ilay io; azoko ravana ity tempoli n’Andriamanitra ity ary haoriko indray ao anatin’ny telo andro.
Malagasy Bible 1865
Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin'Andriamanitra Aho sy manangana azy amin'ny hateloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilehity dia nilaza hoe: Mahay mandrava ny tempolin’Andriamanitra Aho sy manangana azy ao anatin’ny hateloana.
malagasy
Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin'Andriamanitra Aho sy manangana azy amin'ny hateloana.